- Talata 04 Septambra 2018
Politique.Manjakandriana Manantena azy hatrany
Tany Carion sy Manjakandriana ny kandida Marc Ravalomanana omaly nandalo sy nijery ny zava-mitranga eny ifotony. "Hamelona" no andraikitr'i Dada,
Hamaky ny tohinyTany Carion sy Manjakandriana ny kandida Marc Ravalomanana omaly nandalo sy nijery ny zava-mitranga eny ifotony. "Hamelona" no andraikitr'i Dada,
Hamaky ny tohinyMihazakazaka faramparany any andafy ireo kandida sasany amin`izao akaiky fifidianana izao. Maka toky any amin’ireo mpamatsy vola avy any ivelany angamba satria tsy mora ny miatrika fampielezan-kevitra ka mampanantena ny mpanome vola hanome vahana azy raha voafidy eo izy.
Hamaky ny tohinyNiteraka adihevitra goavana ny nahatongavan’ny praiminisitra Ntsay Christian teo amin’ny toerany taorian’ny didin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana nivoaka ny 25 mey 2018, nandidy ny handravana ny governemanta.
Hamaky ny tohinyFety roa sosona no notanterahina tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy omaly alatsinainy 3 septambra dia ny fankalazana ny faha-4351 taonan’ny firenena Koreanina sy ny faha-25
Hamaky ny tohiny“Tsy ananan-kavana ny fampiharana ny lalàna” ary “ny zanaka tiana tsy itsisiana rotsa-kazo”.
Hamaky ny tohinyMitentina 40 miliara Ariary ny tetibola natokan’ny fitondram-panjakana hanomanana ny fifidianana hitranga manomboka ny 7 novambra izao, raha ny voasoratra ao anatin’ny lalàna mifehy ny fitantanam-bola ho an’ny taona 2018.
Hamaky ny tohiny