• Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Mpomba ny kandida Solo Norbert Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana

''Tsy ho an'ny mpanongam-panjakana ny fitondrana''.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Fohazin’ny olona ny afera malotony

Miisa 36 ireo kandida filoham-pirenena fa i Andry Rajoelina no ratsy laza sy tototry ny fanakianana maro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Fikambanana AV7 Tsy mila an-dRajoelina ?

Hiatrika fifidianana isika, ary hita foana ny fikambanan’ireo niharam-boina tamin’ny tifitra teo Ambohitsorohitra ny 7 febroary 2009 na AV7 hatramin’izay nisiany taorian’ny raharaha 2009, indrindra vao resaka politika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Andry Rajoelina Hotsaraina amin’ny 7 septambra

Hatreto dia tsy hita veroka ny tohin’ny fitoriana ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina, napetrak’ilay Hetsi-bahoaka ho an’ny fanorenana ifotony nolavin’ny Fitsarana avo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Rivo Rakotovao Tsy ho filoham-pirenena velively …

Fito andro katroka anio ny fe-potoana farany omen`ny lalàmpanorenana an`i Hery Rajaonarimampianina hitondrany firenena. Araka ny voalazan`ny andininy faha-47

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Biletà 300 000 mampiahiahy Hampandresena kandida iray…

Maro ireo zavatra tsy dia mazava amin’ny olom-pirenena sy ny mpanao politika hatramin’ireo kandida filoha momba ny fifidianana hatao ny 7 novambra 2018N Anisan’ireny ny filazan’ny CENI

Hamaky ny tohiny
FTT