• Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hiala ao anaty haizina

Delestazy ! Izay no manamarika ny fiatombohan’ity volana septambra 2018 ity. Saika manerana ny Nosy no andrenesana fa miaina anaty haizina ny tanàna, zara fa mandeha ny jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.Mahafaly Olivier Mpiray tendro amin`ny mpanao kolikoly

Tamin`ny naha praiministra an`i Mahafaly Solonandrasana Olivier dia nanangana ny « gouvernement de combat ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.N’aiza n’aiza Mifandray ny tadin-dokanga

Halan’andriana fa tiam-bahoaka ! Io no azo hanasokajiana an’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Itangoronan’ireo mpanao tatireraka

Miseho masoandro ireo mpanao politika mpanao tatireraka amin’izao fotoana izao rehefa tsy nahita rirany tao anatin’ny dimy taona nitondran-dRajaonarimampianina, ka misoavaly an-dRajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.Zakahely Boniface “Tsy ho vanona io fifidianana io…”

“Tsy ho vanona ny fifidianana hitako”, hoy ny mpanao politika Zakahely Boniface.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.Gédéon Rajohnson Feno olomanga mahavita azy eto Madagasikara

Ny fahamaroan’ny kandida handray anjara amin’ny fifidianana dia efa ahafahana milaza sahady fa maro olomanga ny firenena Malagasy, hoy ny fanambaran’ny mpahay sady mpampianatra toekarena Gédéon Rajohnson.

Hamaky ny tohiny
FTT