• Sabotsy 15 Septambra 2018
Politique.Fanonganam-panjakana 2009 Zioga tsy mbola afak’i Andry Rajoelina

Ampy ilazana ny zava-nitranga tany Paris - Frantsa ny alakamisy teo fa ho sahirana amin’ny fifampiresahany amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpiara-miasa any ivelany i Andry Rajoelina ary tsy mbola voakosoka fa tadidin’ny olona tsara ny fanonganam-panjakana notarihiny tamin’ny 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Politique.Antoko lehibe fahiny Manao mersenera sisa

Mipatitaka amin`izao fotoana ireo antoko heverina ho lehibe eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Politique.Vaomiera misahana ny fifidianana Mihetsiketsika fatratra

Taorian’ny fivoriambe voalohany notanterahan’ireo mpikambana eo anivon’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI amin’ny endriny vaovao izay

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hanao fampisehoan-kery goavana

Na amin’izay faritra rehetra tsidihany na any anatin’ny tambajotra facebook na amin’ny alalan’ireo tsapan-kevitra isan-karazany na eto Madagasikara na any Afrika na any Eoropa na any Etazonia dia mafy i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Politique.Pasitera Mailhol Manindry ny FFKM ?

Mitady haka ny fon’ireo fiangonana zandriny ny pasitera Mailhol, iray amin’ireo kandida filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Politique.Fandrakofana fotoam-pifidianana Mila miasa an-kalalahana ny mpanao gazety

Tsy ho mora ny asa miandry ny mpanao gazety momba ny fandrakofana ny fifidianana ao anaty fahaleovantena tanteraka.

Hamaky ny tohiny
FTT