• Talata 18 Septambra 2018
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Nanolotra 500 000 euros ny Alemana

Nanolotra vola mitentina 500 000Euros hoenti-manampy an’i Madagasikara amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny firenena Alemà, soloin’ny Ambasadaorony miasa sy monina eto Madagasikara Harald Gehrig tena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Politique.Arlette Ramaroson Hitory orinasa fanaovan-gazety

« Tsy marina ny lahatsoratra navokan’ny "Lettre de l’Ocean Indien" izay milaza fa ny Rosiana no manome ny vola rehetra hampiasainay mandritra ny Fifidianana», hoy i Arlette Ramaroson izay kandidà ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Politique.Ambatondrazaka Toerana telo no azo ampiasaina amin'ny propagandy

Mba tsy hisian'ny fifandirana sy ny hanajana lalàna, nametraka lamina ny kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka amin'izao ankatoky ny fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Omega Mahasoratse na Solofon’i Davida “Mpanjaka no tokony hitondra eto.”

Azo porofoina sy tsapain-tanana, hoy ny lehilahy iray nilaza ho voahosotr’Andriamanitra, Omega Mahasoratse na Solofon’i Davida, fa tsy misy ho avy i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Miditra an-tsehatra ny Rosianina

Nahalasa saina ny vaovao navoakan’ny gazety La lettre de l’Ocean Indien izay nilaza fa efa am-polony mahery amin’ireo kandida 36 hilatsaka ho filoham-pirenena eto amintsika no efa noresahan’ny rosianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Doudou DFP Antony 3 no mety hampihemotra ny fifidianana

Antony 3 na zavatra 1 amin’ireto 3 ireto ihany no mety hampihemotra ny fifidianana, hoy ny filohan’ny vovonana politika Dinika fanavotam-pirenena na DFP, Tolojanahary Maharavo.

Hamaky ny tohiny
FTT