• Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana « Mahatoky anareo aho, 1er Tour dia vita ! »

Efatra taona izao i Marc Ravalomanana no tafaverina an-tanindrazana ary efa nitety faritra maro nijery sy nihaino ny tarainan’ny Malagasy izay maro no tena sahirana. Tonga ity ny fotoana, kandida ofisialy i Marc Ravalomanana amin’ny 7 novambra tonga dia vitantsika « 1er tour » io, hoy izy tany Antsirabe ny andron’ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana Mampaneno lakolosy ny CENI

Tsy azo atao mihitsy ny manao fampielezan-kevitra mialoha ny daty voatondro araka ny lalàna mifehy ny fifidianana. Amin’ny 8 oktobra no manomboka ny propagandy ho an’ny fifidianana filoham-pirenena saingy hita taratra anefa fa maro ireo kandidà mihoa-pefy manatanteraka fampielezan-kevitra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Rolland Ratsiraka “Tsy handroso i Madagasikara raha mbola manafatra vary”

Nanambara ny kandida nilatsaka ho filoham-pirenena Rolland Ratsiraka nandritra ny fitsidihany ny tsenabe iraisam-pirenena ara-pamokarana andiany faharoa tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato fa tena mbola maro ny olana sedrain’ny mpamboly sy mpiompy Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Famotsiam-bola Tsy mbola mazava amin’ny ankamaroan’ny Malagasy

Betsaka ny Malagasy tsy mbola mahafantatra ny momba ny famotsiam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Biletà tokana Misy fiovana raha oharina amin’ny teo aloha

Nigadona omaly maraina tetsy Ivato ny ampahany voalohany amin’ ny biletà tokana izay natonta tatsy Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Politique.Fandrahonana ireo mpianatra nitsikera an-dRajoelina Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo ray aman-dreny

Miteraka resabe hatramin’izao ny sarin’ireo mpianatra sy avara-pianarana sahy nitsikera sy nanakana ny hanatontosan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
FTT