- Zoma 14 Septambra 2018
Politique.Fidirana ho mpikamban’ny CENI Kandida 26 no efa manana solontena
Nanatanteraka fivoriambe voalohany omaly ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI) amin’ny endriny vaovao,
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fivoriambe voalohany omaly ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI) amin’ny endriny vaovao,
Hamaky ny tohinyMitrandraka izay sehatra azo isehoana ireo kandidà hisedra safidim-bahoaka satria tsy mazava tokoa ny lalàna mifehy ny hetsika rehetra atao mialoha ny fampielezan-kevitra.
Hamaky ny tohinyMpanara-maso ny fifidianana 6 050 ahitana solontena avy amin`ny olom-pirenena tsotra tsy mitanila sy fiarahamonim-pirenena no hahetsika hanara-maso ny fifidianana filoham-pirenena hotanterahina ny 07 novambra ho avy izao ka hiparitaka any amin`ny biraom-pifidianana 9 305 amin`ny .distrika 34 avy amin`ny faritany 6 hiasan`ny tetikasa SAFIDI
Hamaky ny tohinyTsy nisy fampilazana mialoha na fanentanana fa vao nahita ny fiara nitondra an’i Marc Ravalomanana dia nirohotra nanatona sy niresaka tamin’ny vahoakan’Ankazomiriotra izy omaly.
Hamaky ny tohinyManararaotra maka toky faramparany any ivelany ireo kandidà hisedra safidim-bahoaka amin`izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNanoratra boky maromaro mitantara ny fanadihadiana nataony tamina firenena maro taty Afrika ny profesora mpahay toekarena sinoa Melhang Chang, izay nandinika ny politikan’i Frantsa amin’ireo tany Afrikanina, izay tsy mampandroso.
Hamaky ny tohiny