• Zoma 14 Septambra 2018
Politique.Faritanin’i Fianarantsoa Ifanotofan’ireo kandida

Mambabo ny fon’ireo mponin’i Fianarantsoa avokoa tato ho ato ireo kandida ho filoham-pirenena. Nampahafantatra ny laharana misy azy voalohany ao anaty bileta tokana tany an-toerana ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Politique.Depiote sy tanora TIM Raikitra ny diabe mitety an’Antananarivo

Raikitra ny diabe mitety vohitra tarihin’ny solombavambahoaka voafidy tamin’ny anaran’ny Antoko Tiako I Madagasikara amin’izao fotoana ary manohana mavitrika amin’izany ireo mpikatroka sy tanora maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Politique.Ravalo, Rajoelina, Rajao Hifanenjana amin’ny fifidianana

Tsy ho feno 100% mihitsy ny fepetra hisian’ny fitoniana. Ny adilahy politika hisy foana ary tsy misy ho afa-po. Izany ve no tsy hanatanterahana fifidianana ka dia hiditra tetezamita indray ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Politique.Paul Rabary Hanafoana ny fampiasana taratasy

Rehefa avy nanao fidinana ifotony tamin’ny soavalivy nitety faritra dia nanatontosa fihaonana tamin’ireo tanoran’Antananarivo tetsy amin’ny Dome RTA Ankorondrano omaly ny kandida Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Politique.Fikambanana FITAFI “Mila filoham-pirenena fantatra mason-tsivana isika.”

Natomboka ny talata teo tetsy Andrefanambohijanahary ny hetsika fanentanan-dry zareo avy eo anivon’ny FIkambanan’ny TAnora FIlamatra mandray andraikitra (FITAFI).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Politique.Kandida hibata 1% sy 2% Adivarotra politika no ho betsaka

Maro amin’ireo kandida ho filoham-pirenena no efa fantatra fa tsy hahazo mihoatra ny 1 na 2% amin’ny fifidianana. Raha hevitra dia manana tokoa fa raha ny hoenti-manana dia tsy mitovy ny herijika noho ny volabe miasa sy mihodina ao anatin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT