• Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina “Izaho no manana miaramila be indrindra”

Tsy mitsitsy vola aman-karena i Hery Rajaonarimampianina amin’izao fotoana izao, ka manao izay fomba rehetra hahalany azy indray ho filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Krizy politika 2009 -2013 Nampitotongana tanteraka ny toekaren’i Madagasikara

Faha-4 lehibe amin’ireo Nosy eto amin’izao tontolo izao i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Antoko PLD sy Saraha Rabeharisoa Nandalo tao Moramanga ny fifaninanana "Dance Battle"

Mbola mitohy hatrany ny fitetezam-paritra izay ataon'i Saraha Rabeharisoa, kandidà filohan`ny Repoblika mitondra ny laharana faha-9 sy ny antoko PLD amin'ny fikarakarana ny fifaninanana "Dance Battle", ka ny tanoran'ny faritra Moramanga no nandray anjara tamin'ny sabotsy faha 29 septambra teo tao amin'ny kianjan'ny 1947.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Fampihorohoroana ao Morondava Tompon’antoka ny olon’ny MAPAR

Zary lasa afobe ho an’ny vahiny sy ny mpizaha tany ny fihetsika mamoafady, nivaona tamin’ny hetsi-pitakiana momba ny fanenjehana olona voafonja nahazo fahafana vonjimaika sy ny fitakiana fisitrahana ranon’i Dabaraha tao Morondava nanomboka ny alakamisy 27

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Kandida Dama Maniry ny hihaona amin-dRajao, Ravalo ary Rajoelina

Araka ny vaovao nivoaka tetsy anivon’ny birao fiasan’ny antoko politika Manajary Vahoaka na ilay antoko manohana ny kandida ho filoham-pirenena, Zafimahaleo Rasolofondraosolo, fantatra amin’ny hoe Dama Mahaleo,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Fikarakarana ny fifidianana Nokianin`ny SEFAFI mafy ny CENI

Herinandro sisa dia hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny fampielezan-kevitra, ny mpifidy anefa dia mbola miandry foana ny hamoahan’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ny toromarika ilaina mikasika ny fizotran’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT