• Talata 02 Oktobra 2018
Politique.Kandida manaratsy ny hafa Voasazy ary mety mihintsana avy hatrany

Andro vitsivitsy sisa no isaina dia hilona tanteraka ao anatin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Politique.Lalandy Andriamitosy “Ny fifidianana ihany no tokony hifampiraharahana amin’ny vahiny”

Nanome torohevitra ireo mpitondra hitantana ny firenena i Lalandy Andriamitosy omaly, manoloana ny fanjakazakazan’ny vahiny eto amin’ny tanintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana sy raharaham-pirenena Tsy mitsabaka ny Sinoa, hoy ny Masoivohony

Ankalazaina isaky ny 1 oktobra ny fetim-pirenen’i Sina, ka tsy namela izany fotsiny ny teto Madagasikara, fa nankalazaina omaly teny amin’ny Masoivohon’i Sina teny Ankerana ny faha-69 taona nijoroan’ny Repoblika Entim-bahoakany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Fano Rakotondrazaka-CENI « Mila mahafantatra tsara ny fepetra efa noraisina ny vahiny »

Tsy mihemotra intsony fa raikitra ny fifidianana. Tonga tsikelikely eto amintsika ny mpanara-maso fifidianana avy amin`ny vondrona iraisam-pirenena, vondrona eoropeanina, SADC,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Fano Rakotondrazaka-CENI « Mila mahafantatra tsara ny fepetra efa noraisina ny vahiny »

Tsy mihemotra intsony fa raikitra ny fifidianana. Tonga tsikelikely eto amintsika ny mpanara-maso fifidianana avy amin`ny vondrona iraisam-pirenena, vondrona eoropeanina, SADC,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Vondrona Eoropeanina Handefa mpanara-maso fifidianana miisa 100

Antomotra ny fifidianana. Mijery akaiky ny fikarakarana sy ny fizotran`ny fifidianana ihany koa ny vondrona eoropeana ka mpanara-maso vahiny manodidina ny 100 no hiditra an-tsehatra.

Hamaky ny tohiny
FTT