• Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Mpisoloky politika

Izay manao ny tsara, hono, no manaranara. Izay manao ny tsara no tsara fiafara. Fahendrena malagasy koa ny hoe ny ratsy atao loza miantona. Ny soa atao ilevenam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana « Tsy maintsy mangarahara ny fitantanana ny firenena »

Anio 29 sabotsy 29 Septambra 2018 amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny Le Millenaire Savigny le Temple any Parisy no hanasan’i Marc Ravalomanana Kandida laharana faha-25 ny Malagasy monina any Frantsa sy Eoropa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Thierry Rakotonarivo -CENI “Hetsika an-tsitrapo ny fisoratana anarana fa tsy terena”

Vao tsikera mafy ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) manoloana ny fizotran`ny fifidianana Filohan`ny Repoblika ho avy izao. Biletà tokana, lisim-pifidianana,biraom-pifidianana, fanaraha-maso…

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Dinika fanavotam-pirenena Miomana hitory kandida sy ireo mpanohana azy

Nanamafy omaly ny avy eo anivon’ny Dinika fanavotam-pirenena sy ny filohan’izy ireo, Doudou na Tolojanahary Maharavo, fa hanara-maso ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.RMTF « An-jatony miliara ariary no mahatafiditra fihodinana faharoa. »

Niverina niteny indray omaly ry zareo avy eo anivon’ny rodoben’ny malagasy tia tanindrazana ho an’ny fanorenana ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Printsy Elakovelo Ny Amiraly Ratsiraka ihany no afaka hanavotra an’i Madagasikara

Nivoaka tamin’ny fahanginana indray ny Printsy Elakovelo mpiara-dia amin’ny antoko AREMA omaly manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT