• Sabotsy 29 Septambra 2018
Politique.Praiministra Ntsay Christian Nihaona tamin’ny Ambasadaoro Aostralianina sy ny delegasionin’ny SADC

Nifandimby nihaona tamin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian teny Mahazoarivo omaly, Ramatoa Jenny Dee, Ambasadaoro Aostralianina izay hiandraikitra an’i Madagasikara ary monina atsy amin’ny Nosy Maorisy; sy ny iraka manokana avy amin’ny SADC notarihin’Atoa Mpho Molomo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Politique.Fampandrosoana an’i Madagasikara Vonona amin’ny zava-drehetra Ravalomanana

Efa ela no niomana ny hitondra firenena indray ka hanohy ny fandaharanasa efa natombony dia ny Madagasikara Am-perinasa (MAP) ny filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Ho avy ny mpanara-maso vahiny

“Mizotra tsara ny fikarakarana fifidianana filohan`ny Repoblika eto Madagasikara”, hoy ny ambasadaoron’ny vondrona eoropeanina, Giovani Di Girolamo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Politique.Fikambanana Maitso ririnina Hanohana an-dRajaonarimampianina

Tsy fikambanana politika akory ny fikambanana maitso ririnina fa rehefa mandinika ny fizotry ny raharaham-pirenena kosa dia tapa-kevitra ny hanohana kandida,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Politique.Mersenera politika Mipoitra rehefa fotoam-pifidianana

Mangotraka ny fitetezam-paritra amin`izao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana ataon`ireo kandidà sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Politique.Mpanohana an-dRajaonarimampianina Tsy mahazoazo ny HVM

Nahoraka ho tsy nampifanara-tsaina ny avy eo anivon’ilay vondrona politika iray manohana ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina na ny Voromahery ny tsy fanekena ny fampidirana ny resaka antoko Hery vaovao ho an’i Madagasikara na HVM tao anatin’ity vondrona iray ity.

Hamaky ny tohiny
FTT