- Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Politique.Antoko Fanorolahy Hanohana an’i Marc Ravalomanana
Hanohana tsy misy fepetra ny Kandida Marc Ravalomanana, laharana faha-25 ny antoko Fanorolahy, tarihin’ny filoha nasionaliny Randrianary José amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hotanterahina ny 7 novambra ho avy izao.
Hamaky ny tohiny
