• Alarobia 03 Oktobra 2018
Politique.Antoko Kintana « Tsy maintsy hiady ny gasy ! »

Nisakana fifidianana izahay, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanantsoa fa tsy nohenoina dia hoy izahay hoe alefaso ary amin’izay ny Malagasy hifanapatapaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Politique.Sata ifampitondran’ireo kandida Hosoniavina anio

Etsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny etsy Anosy no hosoniavin’ireo kandida manaiky azy ilay sata ifampitondran’ireo kandida ho filoham-pirenena mandritry ny vanim-potoam-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Politique.Matanjaka Ravalomanana Toran-kovitra ireo mpanenjika azy

Nanelingelina ny mpanao ampihimamba ny harem-pirenena i Marc Ravalomanana satria sahy nampiseho fa mahavita azy sy tsy azo tsinontsinoavina ny Malagasy, ary ohatra velona izy, izay efa tany amin’ny taona 90 dia efa namirapiratra tamin’ny fandraharahana, ka naharomotra ireo vahiny sasany nifehy izany tao anatin’ny 50 taona, toy ny resaka fandraharahana ara-bary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Politique.Kandida filoham-pirenena Mbola misy tsy manana mpitam-bola

Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fotoana fizaram-baovao mahakasika ny famatsiam-bola ho an’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana, ny praiminisitra Ntsay Christian, tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Politique.Dina ara-pitondrantenan’ny kandida Mitovitovy hevitraFaniry Ernaivo…

Ravalo sy Hotontosaina anio eny amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny ny fanasoniavana ilay dina ara-pitondran-tena ho an’ny kandida filoham-pirenena, mba tsy hisian’ny teny fihantsiana, indrindra ny hanajana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Politique.KMMR Andoharanofotsy Vonona ny hampandany ny filoha Ravalomanana

Efa vonona tanteraka amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana ao anatin’ny kaominina Andoharanofotsy, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT