- Talata 02 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana 2018 Misy miketrika hala-bato bevata
Herinandro tsy hirosoana amin’ny propagandy isika amin’izao fotoana, saingy misy ny mpanao politika, eny fa ny kandida mihitsy aza mametraka ny ahiahiny amin’ny resaka tsy fangaraharana, indrindra eo amin’ny lisi-pifidianana.
Hamaky ny tohiny
