• Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana « Tsy maintsy avotako ny fireneko »

Olon’ny Finoana i Marc Ravalomanana, ary efa namerimberina fa ankininy amin’Andriamanitra ny zava-drehetra ; anisan’ireo kandida miatrika ny JMJ an’ny tanora Katolika any Mahajanga ny tenany nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Imbiky Herilaza “Mikorontana ny fizotran`ny fifidianana”

Raha fifidianana milamina sy manaraka ny fenitra demokratika rehetra, tsy feno ny fepetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Fampielezan-kevitra Ahiana hiakatra hatrany ny maripana politika

Miditra amin’ ny andro fahatelo ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana filoham-pirenena hatao ny 7 novambra ho avy izao. Hatreto, ireo kandidà vaventy ihany no nisongadina. Hita taratra izany tamin’ny famoriam-bahoaka, filaharambe…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Paul Pody “Zava-doza no ao anaty IEM !”

Nijoro vavolombelona mikasika ny zava-natrehiny fony izy tao anaty vondrona Mapar ny mpahay lalàna sady filohan’ny antoko RDR, Paul Pody, ny sabotsy teo, tetsy amin’ny biraon’ny hetsi-bahoaka ho an’ny fanovana sy fanorenana ifotony etsy Antaninandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Mamofompofona korontana

Tsy azo lavina fa be loatra ny isan’ireo kandida ho filoham-pirenena tamin’ity indray mitoraka ity. Nanomboka tany amin’ny taona 1982 ka hatramin’ny 2007 dia nanodidina ny dimy aman’enina teo hatrany ireo kandida.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Politique.Depiote Hary Andrianarivo Filohan’ny antenimieram-pirenena vonjimaika

Tsy maintsy niala tamin’ny toerana amin’ny maha filohan’ny Antenimieram-pirenena azy i Jean Max Rakotomamonjy noho izy nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT