• Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Politique.Lesoka amin’ny lisi-pifidianana Mampiaka-peo ny TIM

Mikasika io lisi-pifidianana io, dia efa nitabataba izahay fa tsy nisy nihaino, hoy ny Depiote sady mpisolovava Hanitra Razafimanantsoa avy amin’ny antoko TIM. Miantso ny CENI sy ny goverenamanta satria tsy nisy lisitra ratsy noho io, hoy ny teknisianina maro. Mbola nokitihina ny lisitra taorian'ny 15 aprily, ka nankaiza ireo nesorina ary iza ireo nampiana?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Azo hesorina, hoy ny mpahay lalàna

Isan’ny miteraka resabe ny fetran’ny fahefan’ny filoham-panjakana Rivo Rakotovao, indrindra mikasika ny filazana fa tsy afaka manolo praiminisitra ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Politique.OnitianaRealy Aza mampihorohoro e !

Ny voka-pifidianana amin’ny 7 novambra 2018 ihany no ahitana hoe iza no favori sy lanim-bahoaka, hoy Rtoa Onitiana Realy talen’ny fampielezan-kevitry ny kandida Hery Rajaonarimampianina omaly.T

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Politique.Antoko FAIMA “Olona matahotra an’Andriamanitra no ilaintsika”

Nanomboka androany tamin’ny 6 ora maraina ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ho filoham-pirenena hotontosaina ny 7 novambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Politique.Bokin’ I Andry Rajoelina Hampiana-dratsy tanora?

Nivoaka sy naparitaka tetsy amin’ ny zaridainan’ i Andohalo ny asabotsy lasa teo ny boky mirakitra ny tantaram-piainan’i Andry Nirina Rajoelina mitondra ny lohateny hoe « Par amour de la patrie ». Resahina sy hita ao avokoa ny fahazazany, ny fiainany manokana, ny mampiavaka azy ary ny lalany ara-politika izay nodiaviny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Mandresy no toromarika

Nisy ny fotoam-pivavahana omaly alahady tany amin'ny FJKM Imerinkasinina, izay nanomezan'ny Fiangonana tsodrano ho an’i Marc Ravalomanana kandida laharana faha-25, ho tody soa aman-tsara amin’ny tanjona, dia ny ho tonga indray eo amin’ny toeran’ny filoham-pirenena, hanarina sy hampandroso an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT