• Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Rambeloson Christian Erick Manome 12 ora ho an`ny fitondrana…

Nivoaka tamin`ny fahanginany ny vondron`olona sy fikambanana manoloana ny zava-misy eto amin`ny firenena nilaza ny tandindon-doza ho an`ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Antoko Teza “Babakotom-bazaha no homanina amin’izao !”

Ny fahatsapana sy fahazoana ilay mila ovana ny fitsipi-dalao rehetra angamba no samy nanana ny azy, hoy ny filohan’ny antoko Teza, Jean Louis Rakotoamboa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Kandida 22 mamondron-kery Tsy hanolotra kandida iray mandrakizay, hoy Jean Nirina R.

Niteraka resabe teto amintsika tato ho ato ilay famondronan-kery tanterahin’ireo kandida miisa 22 manoloana ny fiatrehana ny fifidianana ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Dany Rakotoson “Soa ho antsika izao mitranga izao !”

Tonga ankehitriny ny fotoana ahafahana miteny, hoy ny filohan’ny antoko Aba, Dany Rakotoson. Rehefa tsy misy ny herisetra dia mety izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Ahiana hifangaro ny asa sy ny fampielezan-kevitra

Hiditra amin`ny fivoriana ara-potoana faharoa ny antenimieram-pirenena etsy Tsimbazaza ny talata 16 oktobra ho avy izao. Mbola olana hatrany anefa ny firotsahan-kofidian`ny filohan`ny antenimieram-pirenena, Jean Max Rakotomamonjy, amin`ny fifidianana filoham-pirenena izay hatao amin`ny 7 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Fanokafana ny lisi-pifidianana Ho voatsipaka ambavafo ireo kandida 22

Rehefa nisokatra ny fampielezan-kevitra tamin’ny alatsinainy 8 oktobra teo, dia niaraha-nahita ny famondronan-kerin’ny kandida misia 22 tsy mankasitraka ny fomba fikarakarana ny fifidianana, ary anisan’ny takian’izy ireo ny fanokafana indray ny lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT