• Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Vahoakan’ny Boriborintany faha-6 Hampandany an-dRavalomanana

Diabe miainga tao amin'ny QG Antanety Sud no nataon'ireo vahoaka mpanohana ny Kandida N°25 Marc Ravalomanana nihazo ny tapany andrefan'Ambohimanarina omaly 10 oktobra tolakandro, ka fokontany maromaro no nolalovana sy nampahafantarana ny programman'asa, izay voarakitra ao anatin'ny MAP2.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Zo sy adidy no mifidy

Amin`izao ankatoky ny fifidianana izao dia hizingizinina fa zo sy adidy no mifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Filoham-pirenena vaovao Mila miomana amin`ny fifidianana solombavambahoaka

Ny 25 janoary 2019 no tetiandro voafaritra ao anatin`ny lalàmpanorenana andraisan`ny filohan`ny Repoblika vaovao ny fitantanana ny firenena. Maro ny asa hiandry azy rehefa tonga eo amin`ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Kandida 22 mamondron-kery Hanohana kandida tokana ?

Mitohy ny famondronan-kerin’ireo kandida tsy mankasitraka ny fikarakarana ny fifidianana. Milaza ho mahita lesoka hatrany mantsy izy ireo, toy ny resaka lisi-pifidianana izay efa nanomezany 24 ora ny CENI ny hanokafana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Dinam-pitondrantenan’ireo kandida Hisy tatitra atao isan-kerinandro

Tafakatra 12 ny isan’ireo kandidà nanaiky hanasonia ilay dinam-pitondrantena eo amin’ny samy kandidà mandritra ny fampielezan-kevitra nisy kandida iray tonga nanasonia saingy efa tara ny fe-potoana napetraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana milamina Tompon’andraikitra ihany koa ny olom-pirenena

Amin’izao vaninandron’ny fifidianana, indrindra fampielezan-kevitra mamaivay izao, entanina ny mpiara-belona rehetra hifanaja.

Hamaky ny tohiny
FTT