• Talata 09 Oktobra 2018
Politique.Diaspora avy any Eoropa Tonga hampandresy an-dRavalo

Tonga an-tanindrazana ny ankamaroan’ireo Malagasy mpila ravinahitra any ampitan-dranomasina na ny Diaspora mivondrona ao anatin'ny KMMR Eoropa amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Horaisintsika an-tanana ny firenena

Niainga tetsy amin’ny foiben-toerana na ny QG tetsy Bel’air Ampandrana ny propagandin’i Marc Ravalomanana, kandida laharana faha-25 omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Politique.Solontenam-panjakana manao fampielezan-kevitra Mety hiafara amin’ny fanagadrana mihitsy

Nisokatra omaly ny fampielezan-kevitra ary hifarana amin’ny 6 novambra amin’ny 12 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Politique.Fiatombohan’ny fampielezan-kevitra Hafa raha samy hafa

Hatramin’izay naha tany ny tany angamba dia sambany no nisy toy izao eto amintsika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Politique.Imbiky Herilaza “Mikorontana ny fizotran`ny fifidianana”

Raha fifidianana milamina sy manaraka ny fenitra demokratika rehetra dia raha dinihana, tsy feno izany fepetra izany. Mikorontana daholo ny tsy fifehezana ny fifandraisana sy fifanajana amin`ny samy fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Politique.KMMR Moramanga Vonona hampandany 1er tour de vita ny kandida n°25

Toy ny tany amin’ny faritra samihafa manerana ny nosy dia fiombonam-bavaka niraisana notontosaina tao amin’ny Tiko

Hamaky ny tohiny
FTT