• Zoma 12 Oktobra 2018
Politique.Fanokafana ny lisi-pifidianana Ho voatsipaka ambavafo ireo kandida 22

Rehefa nisokatra ny fampielezan-kevitra tamin’ny alatsinainy 8 oktobra teo, dia niaraha-nahita ny famondronan-kerin’ny kandida misia 22 tsy mankasitraka ny fomba fikarakarana ny fifidianana, ary anisan’ny takian’izy ireo ny fanokafana indray ny lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Politique.Governemanta Mikorontana tanteraka

Araka ny loharanom-baovao voaray iray dia re fa hoe mikorontana tanteraka ny governemanta tarihan`ny praiministra Ntsay Christian amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Zo sy adidy no mifidy

Amin`izao ankatoky ny fifidianana izao, tsara no manamarika fa zo sy adidy no mifidy. Amin`ny maha zo azy, ny olona voasazy ihany no tsy mahazo mifidy na olona izay heverina fa tsy manana fahefana ara-tsaina hanao an`izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Politique.Gédéon Rajaonson “Mpitondra hanompo ny vahoaka no ilaina”

Fadiranovana ny vahoaka ary efa tena latsaka ambany dia ambany ny faripiainany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Politique.KMMR , KMD ary TIM Taolagnaro Vonona hampandany an'i Dada

Efa manana ny paikady matotra hampandaniana an'i Dada Ravalomanana ireo toko telo mahamasa-nahandro ao Tolagnaro dia ny TIM, ny KMMR ary ny KMD (kominina manohana an'i Dada).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Politique.Antoko H E Mada « Mampihomehy ny raharaham-pirenena ! »

Mampihomehy ihany indraindray ny raharaham-pirenena, hoy ny filohan’ny antoko H E Mada, Toavina Ralambomahay. Eto Madagasikara irery no misy kandida sady manao propagandy no mangataka fanemorana fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT