Politique

Fifidianana milamina Tompon’andraikitra ihany koa ny olom-pirenena


  • Alarobia 10 Oktobra 2018

Amin’izao vaninandron’ny fifidianana, indrindra fampielezan-kevitra mamaivay izao, entanina ny mpiara-belona rehetra hifanaja.

 


Entanina ny olom-pirenena hiala amin’ny fiantsiana sy ny mety haterak’izay satria mety hiteraka korontana sy fifandonana goavana. Izao no fotoana ahafahana maneho hevitra sy miampita ny tena demokrasia tokoa. Fotoana fizarana fanomezana ihany koa, indrindra fanambazana ara-bola. Entanina hatrany ny rehetra tsy ho anisan’ny voavidim-bola ny hevitry ny tsirairay na ny latsa-bato izay ataontsika amin’ny 7 novambra ho avy izao. Rehefa tonga ny fifidianana dia manentana ny rehetra ho tonga mavitrika mba ahafahantsika maneho hevitra amin’ny latsa-bato satria miankina amin’io ny fiainan’ny Malagasy ao anatin’ny dimy taona ho avy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT