• Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Fananganana ny “Fanjakana gasy” Nosamborina ny mpitarika

omaly alahady 14 oktobra 2018 ny faha-60 taonan’ny repoblika voalohan’i Madagasikara. Marolafy ny fomba nanamarihana izany saingy tsy vanona kosa ny fikasan-dry zareo mpanao politika nikasa hanangana fanjakana vaovao tetsy amin’ny Pave Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Alain Mahavimbina “Tsy mpitsara intsony ny HCC fa lasa mpanapaka”

Maro ny fangatahana sy fitoriana mipetraka eo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana. Anisan`izany ny fangatahana nataon`ny kandidà 22 mba hamoahana ny lisi-pifidianana satria feno hosoka ny fanomanana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Leader Fanilo elatra Jean Max Hitrikitrihin’ny elatra Zafera

Na tapa-bolana aza sisa ny fampielezan-kevitra mikasika ny fifidianana ho filoham-pirenena dia tsy sasatry ny manamafy ry zareo avy eo anivon’ny antoko politika Leader Fanilo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Kandida mankato fifidianana Manomboka mampiaka-peo koa !

Efa nilaza ny heviny ny kandida ho filoham-pirenena, Paul Rabary, nialoha ny fiatombohan’ny fampielezan-kevitra fa tokony hanapa-kevitra ireo kandida mitaky ny hanemorana fifidianana na hanao izy na tsy hanao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Tsy fandehanana mifidy Mety hiteraka fahavoazana…

Amin`izao ankatoky ny fifidianana izao, tsara ny manamarika fa zo sy adidy ny mifidy. Amin`ny maha zo azy, ny olona voasazy ihany no tsy mahazo mifidy na olona izay heverina fa tsy manana fahefana ara-tsaina hanao an`izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Zanak’i Dada Izany ka tia tanindrazana !

Rakotra vahoaka resy lahatra sy baikon’ny fitiavan-tanindrazana any amin’izay toerana alehan’ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana. Tsy misy artista malaza ary tsy misy fizaran-javatra sy vola toy ny fanaon’ny sasany, fa baikon’ny finiavana sy ny fitiavana.

Hamaky ny tohiny
FTT