- Sabotsy 13 Oktobra 2018
Politique.Imbiky Herilaza ‘Mety holavin`ny HCC ny fangatahan`ireo kandidà 22”
“Tsy azo ho raisina ny fitoriana na fangatahana nataon`ireo kandidà 22 teny amin`ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana ary mety ho lavin`ny HCC izany satria ny lalàna efa mazava fa tapitra tamin`ny 15 mey ny fanokafana sy fanitsiana ny lisim-pifidianana” hoy Imbiky Herilaza, mpitsara.
Hamaky ny tohiny
