• Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Ho azontsika ny fandresena…”

Mafonja ny fientanam-pon’ny vahoaka hatrany amin’ny toerana faran’izay lavitra amin’ny fanohanana an’i Marc Ravalomanana. Mahita ny zavatra iainan’ny olona izy satria efa tamin’ny propagandy 2001 no nidina tamina toerana maro tena lavitra andriana araka ny fomba fiteny, ary nitohy fony izy teo amin’ny fitondrana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Tompon’andraiki-panjakana manao fampielezan-kevitra Enga anie mba ho maro no higadra, hoy i Doudou

Herinandro mahery izay no nandeha ny fampielezan-kevitra, hoy ny filohan’ny fiarahamonim-pirenena Dinika Fanavotam-Pirenena ( DFP), Maharavo Ratolojanahary na Doudou.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Andry Rajoelina Menatra mitondra an’ireo goaikantitra ?

Fa maninona no tsy entin-dRajoelina miaraka manao fampielezan-kevitra aminy ireo goaikantitra na dinaozoro politika ao anatin’ny Armada, izay efa nilaza fa hanohana azy ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Opération Mandio Nandaitra sy nampihena ny halatra omby, hoy ny Mada omby

Ela no tsy heno nitaraina intsony momba ny herisetra mpahazo ny tontonlon’ny fandraharahana omby ry zareo avy eo anivon’ny Mada omby, anisan’ny koperativa lehibe indrindra misehatra eo amin’io tontolo io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Tetibolam- panjakana 2019 Hitentina 9 014 miliara ariary ny fandaniana

Tolo-dalàna iray sy volavolan-dalàna valo no vonona hodinihana eny amin’ny Antenimieram-pirenena ka efatra amin`ireo no vary mangatsiaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Politique.Fivorian’ny Antenimieram-pirenena Nangingina ny teny Tsimbazaza

Banbangoana ny sezan`ireo depiote teny Tsimbazaza nandritra ny fivoriana ara-potoana faharoa omaly. 20 izy ireo no tonga nanatrika ny fanokafana ny andro voalohany.

Hamaky ny tohiny
FTT