- Alarobia 17 Oktobra 2018
Politique.Fiatrehana fifidianana Mizara ho karazany enina ny mpifidy
Tena ao anatin`ny fampielezan-kevitra tanteraka isika amin`izao ary samy mampiasa ny fahafahana ananany na fahefana na fitaovana na vola ireo kandidà. Hatreto, miavaka ireo kandidà matanjaka izay mitifitra hatrany ireo tanàn-dehibe na faritra na distrika io.
Hamaky ny tohiny