- Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Politique.Ampanjaka Ankarana sy Ravalomanana Mitovy ny fomba fijery
Noraisin'ny Ampanjaka Ankarana tao an-tranony i Marc Ravalomanana ny sabotsy 13 oktobra lasa teo. Any amin’iny faritra Avaratry ny Nosy iny no misy an’Ankarana, anisan’ny manana ny maha izy azy eto amin’ny Nosy noho ny harena na ara-boajanahary na ara-kolontsaina ananany.
Hamaky ny tohiny
