• Zoma 19 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Olon’Andriamanitra aho ka tsy hamitaka anareo”

Ny Faritra Vatovavy Fitovinany sy Lokomby, Faritra Atsimo Atsinanana no nanaovan’ny kandida laharana-25 Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra omaly Alakamisy 18 Oktobra 2018 maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Politique.Andry Rajoelina Lasa mpangala-tahaka sisa…

Kandida sokajiana ho matanjaka sy mety hifampitady mihitsy i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina amin’ny fifidianana hatao amin’ny 7 novamba izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Politique.Herisetra sy hetraketraka ara-pifidianana Namoahana torolalana manokana

Omaly alakamisy 18 oktobra no navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny torolalana ho an’ny olom-pirenena ho fiaraha-mientana amin’ny fitandroana ny filaminana mandritry ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Pety Rakotoniaina Nidoboka eny Antanimora

Nidoboka am-ponja vonjimaika etsy Antanimora i Pety Rakotoniaina, iray tamin’ireo mpitarika ny Hetsiky ny Fanorenana Ifotony (HFI), taorian’ny nisamborana azy tany Camp Robin ny talata takariva teo raha saika hihazo an’i Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Fanonganam-panjakana 2009 Tsy tokony hohamarinina intsony, hoy ny mpahay politika

Mandalo eto an-tanindrazana amin’izao ny mpahay politika na « politologue », Samuel Benjamin, malagasy mipetraka any ampitan-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Politique.Andry Rajoelina Tena mpamita-bahoaka

Fampanantenana poak’aty, seho ivelany mipoapoaka no fanaon-dRajoelina nanomboka tamin’ny taona 2009 nanongana ny fanjakana ary io no toa tetika hoenti-mambabo indray ny fon’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT