Politique

Adihevitra propagandy Hampihaona ireo kandida 36 ny FES


  • Alarobia 17 Oktobra 2018

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny FES (Friederich Ebert Stiftung) amin’ny fanampiana ireo kandida hilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin’ny 7 novambra ho avy izao sy ny fanentanana ireo olom-pirenena feno 18 taona rehetra.

 

 

 Hampihaona ireo kandida miisa 36 etsy amin’ny hotel Carlton  Anosy indray izy ireo manomboka anio alarobia 17 oktobra. Hanomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 7 ora hariva ny fotoana  hanatanterahana izany, hoy ny dokotera Raveloson Jean Aimée, anisan’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny FES. Tanjon’ny  mpikarakara  ny hahafahan’ireo kandida manazava ny fandaharan’asany amin’ny vahoaka rehetra  hahafahan’ireto farany mandatsa-bato ho azy. Azon’ny rehetra hatrehina ity fotoana anio ity, hoy hatrany ny dokotera Raveloson, tsy misy fanavahana.

 

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT