• Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Vahoaka malagasy Hanafay mpanao politika indray

Rehefa nodinihina ny fihetsiky ny Malagasy hatramin’izay, hoy ny mpanao politika iray, dia tsy dia hoe tsy fahatongavan-tsaina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Mpifidy matoatoa Manomboka mivoaka ny porofo

Manomboka mivoaka tsikelikely ny porofo amin’ny mety hisian’ny hala-bato bevata amin’ity fifidianana ity, sy ny fisiana mpifidy matoatoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Tapafetraka ny fepetra, hoy ny SADC

Midina an-tsehatra manara-maso ny fizotry ny fifidianana mba ho lavorary sy mangarahara ny vahiny ankehitriny. Raha ny fantatra, mankasitraka ny fikarakarana ny eo anivon`ny SADC satria efa tafapetraka avokoa ny fepetra amin`izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Hetsika fanorenana ifotony Namaky bantsilana ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana

Niverenan-drizareo avy eo anivon’ny hetsika fanorenana ifotony na HFI tetsy Antaninandro omaly ny tantaram-pirenena ka antony mahatonga an-drizareo hitaky fa tsy maintsy hiverenana sokafana ny lisim-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Propagandin-dRajoelina Nahafaty olona indray

Fiara tsy mataho-dalana mpanao propagandy indray no nandona nahafaty mpitaingina bisikileta tao Andrebakely Sud Alaotra omaly tolakandro tokony ho tamin'ny 3ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Kandida 26 hivory eny Ivato Mikasa hanangana tetezamita…

Hivory eny amin’ny CCI Ivato ireo kandida 26 mitaky ny fanemorana ny fifidianana anio alarobia 24 oktobra raha tsy misy ny fiovana.

Hamaky ny tohiny
FTT