• Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Ravalomanana tany Analanjirofo Resy lahatra ny rehetra

Faly nahatsidika ireo toerana tena saro-dalana tao amin’ny faritra Analanjirofo ao amin’ny faritanin’i Toamasina toa an’i Sahambala, Miarinarivo aho , hoy i Marc Ravalomanana omaly;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Biletà tokana voamarika Nitondra fanazavana ny CENI

Manoloana ny fiparitahan'ny biletà tokana efa voamarika hita eny amin'ny tambajotra serasera, dia nilaza ny handray fepetra hentitra ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Tsy nahatontosa ny andraikitra nomena azy

Niaiky ny CENI Madagascar fa maro ny lesoka amin'ny fifidianana, toy ny lisi-pifidianana...

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Rivo Rakotovao « Aleo hifidy aloha isika ! »

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny adihevitra nifanaovan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI sy ireo kandida ho filoham-pirenena niseho ny zoma teo omaly ny filoham-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Mpitondra vaovao eto Madagasikara Iankinan’ny fanarenam-pirenena

Miha goavana hatrany ny kihon-dalana lalovan’i Madagasikara tao anatin’ny tantara rehefa mijery ny fiainana politika nolalovantsika tao anatin’ny 60 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana « Misy fetrany ny azo ekena … »

Nampahafantarin’i Marc Ravalomanana tamin’ny mpanao gazety omaly alatsinainy 22 oktobra ireo mpiara-miasa aminy akaiky.

Hamaky ny tohiny
FTT