• Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hamono tena aho hampandrosoana ny firenena

Ny andron’ny omaly moa, dia tany Tanambe, Andilamena, Mahazomana, Maevatanàna, Mahajanga no nanaovan’i Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra, ary an’aliny maro na an’hetsiny mihitsy aza ny vahoaka nandray azy tamin’ireo toerana ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Firaisamonim-pirenena Mitsipaka ny fanemorana ny fifidianana…

Nanao fanambarana mikasika ny raharaham-pifidianana ankehitriny ny fikambanana ROHY sy ny Transparency International Initiative Madagascar omaly tetsy Ambatonankanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Olom-pirenena Leo krizy…

Tsy dia mahataitra ny olona ny kajikajy politika mandeha eo amin`ny tontolon`ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Kandidà 26 Hotanterahina anio ny fihaonambe

Anio no hotanterahina eny amin`ny CCI Ivato ny Fihaonambe ho an`ny fiandrianana na “conference souveraine” karakarain`ireo kandidà 26.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Politika eto Madagasikara Tena hiasan’ny demonia…

Tsy finoanoam-poana fa tena mitombina tokoa ny voalazan’ny Baiboly amin’izao fotoana, raha hampifandraisina amin’ny tontolo politika sy ny fiainam-piarahamonina Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Fivorian’ny Antenimieram-pirenena omaly Niompana tamin`ny fampindramam-bola an`i Madagasikara

Volavolan-dalàna miisa 4 mahakasika manokana ny Fampindramam-bola an’i Madagasikara no nolanian`ireo ireo solombavambahoaka tetsy amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT