• Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Fandehanana mifidy Sahia mijoro sy mandray andraikitra !

Amin’izao ankatoky ny fifidianana izao dia tsara ny mampahatsiahy fa zo sy adidy ny mifidy. Amin’ny maha zo azy dia ny olona voasazy ihany no tsy mahazo mifidy, na ny olona izay heverina fa tsy manana fahefana ara-tsaina hanao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Brickaville, Fenoarivo Atsinanana, Mananara Avaratra,… Vonon-kampandresy an’i Dada

Tao amin’ny Faritra Atsinanana, dia i Brickaville, Miarinarivo, Vavatenina, Fenoarivo Atsinanana, Mananara Avaratra,… no nanohizan’ny kandida faha-25 Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra omaly talata 23 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Lalao Ravalomanana “Afaka mamaha tsara ny olan’ny Tantsaha i Dada”

Distrika 2 amin’ny faritra Analamanga dia Avaradrano tapany avaratra sy Manjakandriana tapany avaratra no voatsidik’i Neny Lalao Ravalomanana omaly, nanao fampielezan-kevitra ho fampandresena an’i Dada laharana faha-25.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Atahorana mafy Ravalomanana Horesena amin’ny hala-bato ?

Mivoaka ny resaka ankehitriny fa hokotrehina hararaka amin’ny alalan’ny hala-bato sy ny kajikajy maloto samihafa ny kandida Marc Ravalomanana laharana faha-25 satria atahorana mafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Fanesorana an-daharana kandidà Tena ho sahy ve ny HCC ?

Ny lalàna dia mamaritra fa mandritra ny fe-potoan’ny fifidianana, ka tafiditra amin`izany ny fampielezan-kevitra, dia tsy azon` ny olon-tsotra na kandidà atao ny mitsipaka na manaratsy ireo sampan’asa misahana ny raharaham-pifidianana sy ny zotram-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Politique.Rehefa Ravalo no filoha Hovana ny lalàmpanorenana

Mipetrapetraka ny fanarenana ny firenena amin’ny endriny rehetra ho an’i Marc Ravalomanana na ara-drafitra na ara-politika na ara-toekarena na ara-piarahamonina …

Hamaky ny tohiny
FTT