- Alakamisy 25 Oktobra 2018
Politique.Fanesorana an-daharana kandidà Tena ho sahy ve ny HCC ?
Ny lalàna dia mamaritra fa mandritra ny fe-potoan’ny fifidianana, ka tafiditra amin`izany ny fampielezan-kevitra, dia
Hamaky ny tohinyNy lalàna dia mamaritra fa mandritra ny fe-potoan’ny fifidianana, ka tafiditra amin`izany ny fampielezan-kevitra, dia
Hamaky ny tohinyTsy vao izao no nisy tsy fahatomombanana ny fanomanana ny fifidianana, hoy ny filohan’ny antoko politika Antokom-Bahoaka Malagasy (ABA), Dany Rakotoson. Ny nampiavaka azy fotsiny dia izy be loatra angamba tamin’ity.
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny herinandro fahatelo ankehitriny ny fampielezankevitra, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP).
Hamaky ny tohinyAmin’izao ankatoky ny fifidianana izao dia tsara ny mampahatsiahy fa zo sy adidy ny mifidy. Amin’ny maha zo azy dia ny olona voasazy ihany no tsy mahazo mifidy, na ny olona izay heverina fa tsy manana fahefana ara-tsaina hanao izany.
Hamaky ny tohinyMiharihary ny tsy fahamatorana misy eo amin’ny mpanao politika Malagasy amin’izao fotoanan’ny fampielezan-kevitra izao.
Hamaky ny tohinyTsy takona afenina intsony fa loharanona aingam-panahy ho an’olona maro Atoa Marc Ravalomanana sy ny fandaharanasany.
Hamaky ny tohiny