- Zoma 26 Oktobra 2018
Politique.Olom-pirenena Leo krizy…
Tsy dia mahataitra ny olona ny kajikajy politika mandeha eo amin`ny tontolon`ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTsy dia mahataitra ny olona ny kajikajy politika mandeha eo amin`ny tontolon`ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTafiditra ao anatin`ny fotoam-pifidianana ny firenena amin`izao fotoana izao ary maro ny lesoka amin`ny fikarakarana azy. Miainga avy amin`ny fokontany ny fikarakarana fifidianana.
Hamaky ny tohiny“Malalaka ny sehatra fanehoan-kevitra eto Madagasikara, ary ataoko fa ao anatin’izany toe-javatra izany, na olom-bitsy izany, na vondron’olona izay mivory dia malalaka ny sehatra amin’ny fanehoan-kevitra, saingy tsy maintsy hajaina ny lalàmpanorenana”
Hamaky ny tohinyVoarain’ ny olona ny hafatry ny kandida laharana faha 25 , ankoatra ny fanohanana ara-bola efa mibosesika amin’ilay kaonty Tahiry ho fampandaniana an’i Marc Ravalomanana dia misy ihany koa ny fianakaviana tsara sitrapo izay nanolotra T shirt miisa 500 omaly.
Hamaky ny tohinyTeny Ambodihady Ambohimanarina omaly alakamisy 25 okotobra no nanao « meeting » ny mpanohana ny kandida n° 25 Marc Ravalomanana notarihan’ny JEUNE TIM Boriborintany faha-6 notronin’ny depiote TIM voafidy teny
Hamaky ny tohinyHivory eny amin’ny CCI Ivato ireo kandida 26 mitaky ny fanemorana ny fifidianana anio alakamisy 24 oktobra raha tsy misy, ka vahoaka an’arivony mpanara-dia no hanampy tosika azy ireo, raha ny nambaran’ny Kandida Tabera Randriamanantsoa.
Hamaky ny tohiny