- Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.Mpitondra sy kandida 26 Manao moana sy marenina
An-daniny, mamerimberina fa fikasana hanemotra fifidianana no anton’ny fitakian’ireo kandida ho filoham-pirenena miisa 26 hanokatra ny lisi-pifidianana amin’izao andro vitsy tsy hahatongavan’ny 7 novambra izao.
Hamaky ny tohiny
