• Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.Firaisankinan`ireo kandidà Manome 72 ora an`ireo tompon’andraikitra mahefa

Nifampotoana tetsy anoloan`ny kianjaben`i Mahamasina ireo kandidà maherin`ny roapolo izay namoaka fehin-kevitra iombonana nandritra ny fihaonambem-pirenena izay natao omaly teny amin'ny CCI Ivato ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.Ekipan’ny 2009 Manomboka migafy sy mamotika indray

Misesisesy ny karazana herisetra maro samihafa mahazo ny mpanohana ny kandida Marc Ravalomanana amin’izao. Olona manao akanjo misy ny laharana 25 no tratry ny daroka teny 67 Ha nataona olona manao akanjo t-shirt an’ny mpanohana an-dRajoelina andro maromaro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.CENI Madagascar Mametraka toromarika

Tsy tompon-kevitra amin’ny fanemorana ny fifidianana ny CENI Madagascar raha ny nambaran’ny mpampakateny, Ernest Razafindraibe fa ny lalàna no mifehy izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.Tonga saina ny vahoaka Ravalomanana no hofidiana

Mitaky ny hiverenan’i Marc Ravalomanana eo amin’ny toeran’ny filoham-pirenena indray ny vahoaka rehetra tany amin’ireo tanàna marobe manerana ny Nosy nadalovan’ny kandidà laharana faha-25, manome toky fa handatsa-bato ho azy ny 7 novambra 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Filoha hany mahay manetry tena

Tsotra sy mahitsy i Marc Ravalomanana, ary afaka mifandray sy miaina miaraka amin’ny Malagasy rehetra na inona na inona sokajiny sy faripiainany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Politique.Paolo Raholinarivo Nanome hafatra ho an’ny praiminisitra

Tsy ny praiminisitra ihany fa ireo izay rehetra heverin’ny administratera sivily, Paolo Raholinarivo, ho mpanenjika ny hetsiky ny firaisankinan’ireo kandida miisa 26 dia samy nomeny ny hafatra avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT