• Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Kandida manatobaka volabe Tokony hanokafana fanadihadiana, hoy ny VAMI

Efa ela izahay no niteny ny tsy fetezan’izao fifidianana izao, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika VAhoaka MIray (VAMI), Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Fanakorontanana ny TIM tao Antsirabe Tra-tehaka ny fanaraman’ny MAPAR mersenera

Tena misy ary tsy kihonohono ny fampiasana vola amin’izao andron’ny propagandy izao. Ankoatra ny mety fanaramana ny olona hanao propagandy sy hividianana ny safidiny amin’ny latsa-bato,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Politique.Hetsika ho an’ny tena fanovana Mitaky ny famoahana an’i Pety Rakotoniaina

Nanao fanambarana ry zareo avy eo anivon’ny hetsi-bahoaka ho an’ny tena fanovana sy ny fanorenana ifotony ny sabotsy teo fa tsy rariny ny fisamborana natao tamin’ny mpitarika ity hetsika ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Hatrehana afaka 10 andro ny fihodinana voalohany

Na dia maneho ny fahavononana tanteraka amin`ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena amin`ny 7 novambra ho avy izao ny rehetra dia misy kosa ireo manakantsakana ny hirosoana amin`izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian “Tsy tokony hatao takalonaina ny raharaham-pirenena”

Manoloana ny fampitandremana na “ultimatum” 72 ora napetraky ny firaisankinan`ny kandidà nandritra ny fivoriambe ho an`ny fiandrianana ny alakamisy lasa teo dia nanao antso avo ny praiminisitra Ntsay Christian ny amin’ny tsy tokony hanaovana takalonaina ny raharaham-pirenena,.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Politique.Dinan’ny fifampitondran’ireo kandida Sasa-poana ireo namolavola azy

Namoaka ny tatitra mikasika ny fanarahan’izy ireo maso ny fanajan’ireo kandida ho filoham-pirenena ny dinan’ny fifampitondran’ireo kandida ny komitin’ity dina ity.

Hamaky ny tohiny
FTT