- Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Politique.Sefom-pokontany, olom-boafidy Efa ao anatin`ny lalàmpanorenana
Tafiditra ao anatin`ny fotoam-pifidianana ny firenena amin`izao fotoana izao ary maro ny lesoka amin`ny fikarakarana azy.
Hamaky ny tohinyTafiditra ao anatin`ny fotoam-pifidianana ny firenena amin`izao fotoana izao ary maro ny lesoka amin`ny fikarakarana azy.
Hamaky ny tohinyMarolambo, Fandriana, Ambositra, Ambinanindrano, Ambohimahasoa, Mahasoabe, Sahambavy, Mahatsinjony, Fianarantsoa … no nanaovan’ny Kandida laharana faha-25 fampielezan-kevitra ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyTohina tamin’ny herisetra efa tena miverimberina natao ny mpanohana azy teto Antananarivo ny Kandida Marc Ravalomanana, izay nitarika ny fahafatesan-dRazanaboahangy Marie Augustine na Neny,
Hamaky ny tohinyNandao an’i Madagasikara halina ka nihazo an’i Paris renivohitr’i Frantsa i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyTsy azo lavina aloha izany hatreto fa tsy tomombana ny fanomanana ny fifidianana ho filoham-pirenena. Na ny filohan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI,
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny teo anivon`ny Fitsarana momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny alakamisy 25 oktobra lasa teo tamin`ny alalan`ny tranonkalany mahakasika ny adihevitra momba ny lisi-pifidianana sy ny zon`ny olom-pirenena.
Hamaky ny tohiny