• Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Maitre Willy Razafinjatovo “Aoka hanapa-kevitra ireo mpilatsaka hofidiana !”

Manoloana ny zava-nitranga teto amin’ny firenena ny faran’ny herinandro teo, teo amin’ny tontolon’ny fampielezan-kevitra eto Madagasikara dia naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny toe-draharaha amin’ny maha mpahay lalàna azy ny mpisolovava, Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Edito Very raha mihemotra

Azo lazaina ho efa farahidiny ny fiainantsika Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Nentiny any ivelany ny fianakaviany Miomana amin’ny rotaka sy krizy Rajoelina ?

Tsy fahita firy amin’ny fifidianana ny fisian’ny kandida iray mandeha mivoaka ny firenena ao anatin’ny fotoana azo faritana ho kihon-dalana amin’ny fanaovana fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Hakarina ny fahefa-mividin’ny Malagasy”

Tanàna maro amina faritra telo dia Amoron’i Mania, Matsiatra ambony ary Menabe no nanaovan’ny Kandida laharana faha-25 fampielezan-kevitra ny andron’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Zanak’i Dada Mahavita mandresy lahatra ny mpifanandrina aminy

Mafana ny resaka politika ankehitriny ary misy fiantraikany amin’ny fiainam-piarahamonina. Niaraha-nahita sy nandre ny resaka fihantsiana sy herisetra niafara tamin’ny famoizana ain’olona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Politique.Tanora Malagasy Mitombo isa ireo resy lahatra amin’i Dada

Tsikaritra tao anatin’izay telo herinandro nisian’ny fampielezan-kevitra izay fa tena tomefy olona hatrany izay toerana na kaominina an-drenivohitra io ka fokontany kely any ambanivohitra lalovan’ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT