- Talata 06 Novambra 2018
Politique.Tanora hoavin’i Madagasikara “Mahaiza mifidy !”
Nanao antso avo ho an’ireo tanora rehetra manerana ny nosy omaly ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Tanora Hoavin’i Madagasikara (THM).
Hamaky ny tohinyNanao antso avo ho an’ireo tanora rehetra manerana ny nosy omaly ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Tanora Hoavin’i Madagasikara (THM).
Hamaky ny tohinyEfa saika tonga eny anivon’ny fokontany 138 ao Toamasina I avokoa ireo kara-pifidianan’ny mpifidy ny herinandro nivalona iny. Efa saika nizara izany isaky ny tokantrano sy niantso ny mpifidy haka ny karany koa ny filoham-pokonatny nanomboka ny alakamisy teo.
Hamaky ny tohinyNanateran’ireo mponin’ny boriborintany fahadimy hiandraiketany fitarainana mikasika ny tsy fahitana kara-pifidianana sy ny tsy fahatomombanan’izany koa ny depiote Clarisse Rasendramiadana raha ny tatitra nataony teny Nanisana omaly.
Hamaky ny tohinyTapa-bolana mialoha ny andehanan’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena dia efa nisy kandida miisa 25 be izao sahady, nivondrona.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny indray ny antoko Otrikafo ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny indray ny antoko Otrikafo ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny