• Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.Tranga tsy azo hanoharana mialoha ny fifidianana Tsy mbola anatiny isika, hoy ny loholona Amido

Misy lalàna mifehy ny fifidianana, hoy ny loholona Amido, ary io no lehibe indrindra isorohana ny zava-mitranga. Be tokoa, hoy ity loholon’Antsiranana ity, ny zava-nitranga tao ho ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.Fifidianana 7 novambra Azo antoka ny fandresen’i Dada

Feno hipoka ny Kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy lasa teo. Rakotra vahoaka na ny «gradin », « tribune », ary ny teo afovoan’ny Kianja. Porofoin’ny vahoaka hatrany ny fitiavany sy ny fanohanany amin’ny hery rehetra ny Kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Tsy tokony hisy ahiahy intsony…

Miantso ny olom-pirenena ho tony ny vaomiera misahana ny fikarakarana ny fifidianana amin`izao ankatoky ny fifidianana izao ka manentana ny olona hanefa ny adidiny amin`ny 7 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Tsy tokony hisy ahiahy intsony…

Miantso ny olom-pirenena ho tony ny vaomiera misahana ny fikarakarana ny fifidianana amin`izao ankatoky ny fifidianana izao ka manentana ny olona hanefa ny adidiny amin`ny 7 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.1er tour dia vita Fepetra 5 no fenoin`ny kandidà dia tanteraka

Niakatra ny maripana politika ny faran`ny herinandro lasa teo fa nifanesy ny faradoka nataon`ireo kandidà ho filohan`ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Tompondakan’ny fampanantenana poakaty

Rehefa narahana akaiky ny fomba firesaky ny kandida laharana faha 13 Andry Rajoelina nandritra ny fampielezan-kevitra dia mazava fa tena ilay filohan’ny tetezamita nanao ny lalàmpanorenana kitoatoa tamin’ny 2010 sy nitarika ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 marina no miresaka.

Hamaky ny tohiny
FTT