- Alatsinainy 05 Novambra 2018
Politique.Rajoelina namotika firenena Tsy hanaiky diso mandrakizay…
“Tamin’ny 2008 dia nahatratra 7,5 ny fitombon’ny harinkarena ary tamin’ny 2009 dia niiba satria 3% ary mazava amin’izany hoe inona no nampirongatra ny tsy fandriampahalemana ?”, hoy ny kandida Marc Ravalomanana tamin’ilay adihevitra tao amin’ny fahitalavi-panjakana TVM.
Hamaky ny tohiny