- Talata 06 Novambra 2018
Politique.Firahalahian’ny kandida 25 isa Tsy hihemotra amin’ny fitakiany
Tsy mitsahatra ny manamafy izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny firahalahian’ireo kandida ho filoham-pirenena miisa 25 fa ratsy karakara indrindra ity fifidianana indray mitoraka ity.
Hamaky ny tohiny