- Alakamisy 08 Novambra 2018
Politique.Fifidianana
Fifidianana madio eken’ny rehetra no tanjona, hoy ny fanamafisan’ny filoham-panjakana, Rivo Rakotovao, omaly raha nanefa ny zo maha olom-pirenena azy.
Hamaky ny tohinyFifidianana madio eken’ny rehetra no tanjona, hoy ny fanamafisan’ny filoham-panjakana, Rivo Rakotovao, omaly raha nanefa ny zo maha olom-pirenena azy.
Hamaky ny tohinyNanome ireo toromarika sy dingana arahina i Thierry Rakotonarivo, filoha lefitry ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI),
Hamaky ny tohinyAntomotra ny fotoana hahafahan'ny olo-pirenena manefa ny adidiny eo amin'ny firenena. Nanamafy ny filoha lefitry ny CENI Madagascar, Thierry Rakotonarivo fa zava-dehibe ny nahavitana safidy ary porofo ny fanaovana sonia eo amin'ny kara-pifidianana.
Hamaky ny tohinyMiroso amin' ny fiatrehana ny fifidianana isika ary efa vonona avokoa ny pitsopitsony ara-teknika, tafiditra ao anatin’izany ny eo amin'ny lafiny filaminana.
Hamaky ny tohinyMisokatra amin’ ny 6 ora maraina ny latsabato ary mikatona amin’ny dimy ora rahampitso 7 novambra hanatanterahana ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena eto amintsika.
Hamaky ny tohinyTapitra tanteraka ny iray volana nahafahan’ireo kandida filoham-pirenena nanao fampielezan-kevitra.
Hamaky ny tohiny