• Alatsinainy 03 Desambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Nangata-tsodrano tamin’i Thérèse Zafy

Henoko fa tsy salama izy dia nankaty aho namangy azy niaraka tamin’ny Profesora Manoro Regis sy Dr Joseph Randriamiandrisoa satria nisy fifandraisana akaiky izaho sy Pr Zafy Albert, hoy i Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Politique.Ravalomanana kandidan’ny Malagasy Totoafo ny fanohanana azy

Manao ranolava ireo mpanao politika, olon-tsotra, mpandraharaha, tompon’andraikitra ambony teo aloha , kandida tsy tafita tamin'ny fihodinana faharoa, nihaona tamin'ny Kandida Marc Ravalomanana teny amin’ny Foiben-toeran’ny K25 eny Bel’Air Ampandrana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Jean Nirina HAFARI “Tsy manohana an-dRajoelina izany aho !”

Ny fanatontosana ny fifidianana ihany ho an-dRafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy no lalan-tokana hahafahana mampandroso ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Mirary fifidianana milamina ny Amerikanina

Anisan`ireo nanao fanambarana ny andron`ny famoahan`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny voka-pifidianana ofisialy ny alarobia lasa teo ny firenena Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Rolly Mercia “Mamitaka sy mandainga Rajoelina”

Taorian’ny fanehoan-kevitra nataon’i Fidèle Razara Pierre mikasika an’i Andry Rajoelina notaterintsika teto amin’ny Tia Tanindrazana tamin’ny alakamisy 22 novambra teo dia miditra an-tsehatra ihany koa nanomboka omaly zoma 30 novambra ao amin’ilay fandaharana Vangivangy

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy vahaolana ny valifaty, ndao hihavana”

Manaiky ny didim-pitsarana tsy azo hivalozana navoakan’ny HCC ny kandida Marc Ravalomanana, araka ny fanehoan-keviny. Misaotra an’Andriamanitra fa tafita soa aman-tsara ary vonona amin’ny fihodinana faharoa isika, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
FTT