• Talata 04 Desambra 2018
Politique.Fampandaniana an-dRavalo any Atsimo Ho avy masika ry Namana Zores

Hampandany an'i Dada miaraka amin'ireo fikambanana mivondrona ao amin'ny club Toliho, izay ahitana fikambanana maro any amin’iny ilany Atsimon’ny Nosy iny, toy ny CCT (Colléctif de Cadre Tuléar), ny IMMR (Isika Miaraka Mandresy Ravalomanana, VA.TO.MA.MY (Vahoaka Tokana Malagasy Mivoatra),…

Hamaky ny tohiny

Politique.Firaisankinan’ireo kandida Nanome tso-drano ireo nisintaka

Namoaka fanambarana iombonana tetsy Tsaralalana omaly ry zareo avy eo anivon’ilay firaisankinan’ireo kandida ho filoham-pirenena nisafidy ny tsy hanohana na iza na iza amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Politique.Mampitandrina i Rivo Rakotovao “Tsy tetezamita izao ka hoe samy manao izay tiany”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena somary mafimafy dia naneho ny heviny manoloana ny fiainam-pirenena ny filoham-panjakana, Rivo Rakotovao ka nilazany fa ao anatin`ny kihon-dalana lehibe i Madagasikara, indrindra amin`ny fanehoan`ny vahoaka ny fahefany amin`ny alalan`ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Politique.Fifidianana fihodinana faharoa Hanao fanambarana goavana ny MFM anio

Mivory eto Antananarivo ny “Comité Directeur National”-n’ny antoko MFM (Birao foibe) tarihin'Atoa Manandafy Rakotonirina nanomboka omaly sy anio 3 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Politique.Dany Rakotoson “Miha matotra ny firenena.”

Fampisehoana fa efa miha matotra sy vonon-kiroso amin’ny fivoarana ny firenena no azo amakiana ny zava-mitranga nisy teto amin’ny firenena nandritra iny fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana iny, hoy ny

Hamaky ny tohiny
FTT