• Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Fifidianana fihodinana faharoa Miantso fitoniana sy fifanajana ny CENI

Teboka efatra no nivoitra nandritra ny sehatra ifampidinihana nokarakarain'ny CENI omaly niaraka tamin`ny solontena avy amin'ireo kandida roa hifaninana amin'ny fihodinana faharoan'ny Fifidianana Filoham-pirenena ny 19 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Pastera Mailhol “Tsy hanohana na iza na iza amin’ny fifidianana fihodinana faharoa”

Tsy hanohana na iza na iza ny kandida Mailhol Dieudonné Christian laharana faha-34 amin’ny fifidianana fihodinana faharoa hotanterahina ny 19 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Kandida Faniry Ernaivo Hampandresy an’i Dada izy sy ny olony

Nidera manokana ny fananan’ny vahoaka fo sy saina tony nanoloana ny fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena teo ny kandida Faniry Ernaivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Firaisankinan’ireo kandida Mivory tsy miato

Taorian’ny fivoahan’ny valim-pifidianana ho filoham-pirenena, fihodinana voalohany, ny alarobia teo hatramin’ny omaly zoma aloha dia fantatra fa mbola miara-mikaon-doha amina toerana iray etsy Tsaralalana ry zareo avy eo anivon’ny firaisankinan’ireo kandida ho filoham-pirenena miisa 25.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Politique.Tonga masiaka ny zanak’i Dada Hampandany azy amin’ny heriny rehetra

Mifanentana ary tonga masiaka ireo mpiara-dia amin’i Marc Ravalomanana hatramin’izay, toy ireo mpitari-tolona tetsy amin’ny Magro, ny antoko MFM rantsana Analamanga,…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Novambra 2018
Politique.Fifidianana fihodinana faharoa Lesoka tokony hahitsy ny fanabeazana, hoy ny CFM

Nilaza ny fahitany ny voka-pifidianana ho filoham-pirenena tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny HCC Ambohidahy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy, Gerard Ramamimampionona.

Hamaky ny tohiny
FTT