• Talata 04 Desambra 2018
Politique.Manandafy Rakotonirina sy ny MFM Ravalomanana no vahaolan’ny firenentsika

Tonga teny amin'ny foiben-toeran’ny K25 etsy Bel'air ny filohan’ny MFM, Manandafy Rakotonirina sy ireo mpiara-dia taminy omaly alatsinainy 03 desambra ary noraisin’ny kandida Marc Ravalomanana tam-pitiavana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Politique.Tanora TIM Moramanga Manainga ny rehetra hampandany ny kandida n° 25

Miantso ny tanora sy ireo sokajin’olona tsy an-kanavaka rehetra eto amin’ny distrikan’i Moramanga RN 2 vonona hiara-dia amin’ny K 25 ny tanora TIM ao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Politique.Tanora TIM Moramanga Manainga ny rehetra hampandany ny kandida n° 25

Miantso ny tanora sy ireo sokajin’olona tsy an-kanavaka rehetra eto amin’ny distrikan’i Moramanga RN 2 vonona hiara-dia amin’ny K 25 ny tanora TIM ao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hiaro sy hanasoa ny Malagasy

Fanompoam-pivavahana miaraka amin'ny Kandida Marc Ravalomanana laharana 25 ao amin'ny foiben-toerana na QG Bel’Air

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Politique.Filohan’ny CENI “Aoka tsy hivarotra safidy noho ny variraiventy isika”

Nanao antso avo ho an’ireo kandida roa mpifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa sy ny vahoaka Malagasy ny CENI tamin’ny alalan’ny filohany Hery Rakotomanana omaly altsinainy 3 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Politique.Ny Rado Rafalimanana Hampandany an’i Dada ihany koa

Hanohana tsy misy fepetra ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana ny kandida Ny Rado Rafalimanana laharana faha-11 sy ny Fikambanana Ny Fanahy No Maha-Olona tarihiny, araka ny fanambarana goavana natao tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT