- Zoma 30 Novambra 2018
Politique.Fihodinana faharoa Ady lalao miverina tamin`ny 2008-2009…
Nivoaka ny vokatra ofisialy teo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny vokatra ofisialy teo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny momba ny toe-draharaham-pirenena ny mpandinika politika Dr Jules Andriamaholison, mpikambana ao anatin’ny K25. Mazava ireny vokatra nomen’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana omaly ireny.
Hamaky ny tohinyManara-maso akaiky ny fizotran`ny fifidianana ihany koa ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy (CFM). Namoaka ny didiny ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) satria tany tan-dalàna i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMaro loatra ireo mpanao politika manome fampanantenana poakaty. Tsy anisan’izany aho ! Noho izany dia holazaiko eto isan’andro ny zava-nisy marina nandritra ny fotoana naha filoham-pirenena ahy, hoy i Marc Ravalomanana tao amin’ny tambajotran-tseraserany omaly.
Hamaky ny tohinyMiisa 10,3 tapitrisa ireo biletà tokana hampiasaina amin`ny fihodinana faharoa amin`ny fifidianana filohan`ny Repoblika eto Madagasikara izay hatonta any Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohinyHotanterahina amin’ny alarobia 19 desambra 2018 ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny